|
|
|
|

Teny iditra tinaiza (taiza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Tezaina, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny [1.1]
 Qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3]
Ohatra Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody; [1.319]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinaiza, tinaizako, tinaizanao, tinaizany, tinaizantsika, tinaizanay, tinaizanareo, tinaizan', tinaizan-, tinaizam-
Ny lasa : notinaiza, notinaizako, notinaizanao, notinaizany, notinaizantsika, notinaizanay, notinaizanareo, notinaizan', notinaizan-, notinaizam-
Ny hoavy : hotinaiza, hotinaizako, hotinaizanao, hotinaizany, hotinaizantsika, hotinaizanay, hotinaizanareo, hotinaizan', hotinaizan-, hotinaizam-
Tovy hevitra voataiza

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28