| Teny iditra | tinampina (tampina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ve ilay lava-boalavo atsy [1.1] | |||||||
| Qu’on a fermé, bouché, obstrué [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatampina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |
|