Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ti
non
ta
(
ton
ta
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voatonta, tontaina:
Betsaka izay biriky notinontany androany izay
[
1.1
]
Entassé, frappé, pressé, imprimé
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
tinonta
, tinontako, tinontanao, tinontany, tinontantsika, tinontanay, tinontanareo, tinontan', tinontan-, tinontam-
Ny lasa :
notinonta, notinontako, notinontanao, notinontany, notinontantsika, notinontanay, notinontanareo, notinontan', notinontan-, notinontam-
Ny hoavy :
hotinonta, hotinontako, hotinontanao, hotinontany, hotinontantsika, hotinontanay, hotinontanareo, hotinontan', hotinontan-, hotinontam-
Tovy hevitra
voa
ton
ta
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20