| Teny iditra |
Toamasina
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay!
[2.471]
|
| 2 | Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
[2.472]
|
|
| Fangi-bolantany | -18.1666667, 49.3833333
-13.35, 49.75
|
| Haianarantany | toa,
masina |
|
| Teny iditra |
Toamasina
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| | Nom français: Tamatave [3.1]
|
| Voambolana |
| Fangi-bolantany | -18.1666667, 49.3833333
|
| Haianarantany | toa,
masina |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
Toamasina
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
/m:hyperonym>
| | Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny:
Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
| Sary |
|
|