|
|
|
|

Teny iditra toerana (toetra)
Sokajin-teny anarana
 Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1]
 A place [1.7]
 Lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13]
Haiendriteny 
Tsotra : toerana, toerako, toeranao, toerany, toerantsika, toeranay, toeranareo, toeran', toeran-, toeram-, toera-

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18