| Teny iditra | toho-tsofina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tohoka, sofina | |
| Teny malemilemy, bitsibitsika [1.1] | ||
| Ohatra | Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
|