| Teny iditra | tokavina (toka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|