|
|
|
|

Teny iditra tokozihitra
Sokajin-teny anarana
Singan-teny toko, zihitra
 Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1]
 Stubbornness, obstinacy. [1.2]
 Action de se blottir de froid, de peur ,
Fig. action de ne pas répondre, de rester sournois. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04