| Teny iditra | tombotomboka (tomboka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Endrikendrika [1.78] | ||
| Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | tomboka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|