| Teny iditra | tomika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1] | ||
| Ohatra | misy tomika amin"i Frantsa".
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/07/22 |
|