|
|
|
|

Teny iditra tomombana (tombana)
Sokajin-teny mpamaritra
 Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [1.1]
 Accompli, parfait, achevé [1.3]
Ohatra 
1Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [2.117]
2Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [2.113]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/17