| Teny iditra | Tompomenakely | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Singan-teny | tompo, mena, kely | |
| Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1] | ||
| Olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13] | ||
| Suzerain, seigneur féodal [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|