| Teny iditra | tongavy | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Taisaka] Anihina, iakarana [1.78] | ||
| Teny iditra | tongavy (tonga) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tongavina | |
| Ohatra | Tongavy ariary folo re!
[1.1] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|