|
|
|
|

Teny iditra tongilana (hilana)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray
Voatarika amin' ny ratsy, miangatra. [1.1]
 Penché [1.20]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05