| Teny iditra | tongo-dovia | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tongotra, lovia | |
| Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] | ||
| Course à cloche-pied [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10 |
|