| Teny iditra | tononina (tonona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy [1.1] | |||||||||
| To be pronounced [1.7] | |||||||||
| Qu'on prononce [1.8, 1.5] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21 |
|