| Teny iditra | tonotono (tono) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka [1.1] | ||
| Teny iditra | toñotoño | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Toetra [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|