| Teny iditra | tontana (tonta) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Zerana: Notontany vato aho Velezina: Tontay kanonta io alika io Asiana: Notontan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | tontafana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
|