| Teny iditra | tontolo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina [1.1] | ||
| The whole; total [1.7] | ||
| Tous, tout entier, en totalité [1.3] | ||
| Le tout, total [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08 |
|