|
|
|
|

Teny iditra toraka
Sokajin-teny mpamaritra
 Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
 Comme, de même que, égal, s [...] [tohiny 1.5]
Tovy hevitra ohatra ~ tahaka

Teny iditra toraka
Sokajin-teny anarana
 Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
 Action de lancer [1.3, 1.5]
 Action de jeter [1.3]

Teny iditra toraka
Sokajin-teny anarana
 Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
 Puissance [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26