|
|
|
|

Teny iditra toraraka
Sokajin-teny mpamaritra
 Mipetrapetrapoana tsy manao na inona na inona, varimbariam-poana
Mitovy hevitra: torevaka [1.1]

Teny iditra toraraka
Sokajin-teny anarana
  [Merina, Sihanaka, Tsimihety] (déformation de toreraka ). Solanum melongena L. (Solanaceae), surtout les formes spontanées à petits fruits. On sait que la forme cultivée, appelée aubergine est un légume apprécié. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Solanum melongena

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/03