|
|
|
|

Teny iditra torebiny (torebina)
Sokajin-teny anarana torebina sy mpisolo
 [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra torebina
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: treble.

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17