| Teny iditra | torimaso | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | tory, maso | |
| Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena [1.1] | ||
| Ankamantatra | Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo manao sangy mahery, Ifaralahy manao fo lentika? Torimaso
Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy? Torimaso | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |
|