|
|
|
|

Teny iditra torosy
Sokajin-teny anarana
 Fiasan' ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany
Halehibe, lenta: Mitovy torosy [1.1]
 A carpenter's gauge [1.7]
 Trusquin [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: trusquin.

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/30