| Teny iditra | tototra | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano? Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1] | |||||
| Filled; covered with earth [1.7] | |||||
| Comblé, couvert de terre [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny | |||||
| Teny iditra | totòtra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1] | |||||
| Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser Figuré: détente des nerfs [1.3] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24 |
|