| Teny iditra | tovy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fifanahaka, fifandraika. [1.1] | ||
| Ressemblance, égalité [1.3, 1.5] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tovy (to) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tovina | |
| Ohatra | Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka
[1.1] | |
| Teny iditra | tovy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Voambolana | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Hazandrano mainKamban-tenya | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|