|
|
|
|

Teny iditra trafo
Sokajin-teny anarana
 Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns...
Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka
Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [1.1]
 The hump of cattle [1.7]
 La bosse du boeuf [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16