| Teny iditra | traoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1] | ||
| Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13] | ||
| Bronche [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | traoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fangaro [1.13] | ||
| Mélange [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |
|