| Teny iditra | tretrika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [1.1] | ||
| Ohatra | Tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny.
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/01 |
|