| Teny iditra | tritry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Taolan-tehezana, tehezana [1.78] | ||
| [Taisaka] Taolan-tehezana [1.78] | ||
| [Bara] Tratra [1.78] | ||
| Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [1.1] | ||
| Taolan-tratra [1.13] | ||
| Côte [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | vany | |
| Teny iditra | tritry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Takiba, ila [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/02 |
|