|
|
|
|

Teny iditra trobaka
Sokajin-teny anarana
 Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1]
 Trou [1.13]

Teny iditra trobaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1]
 Voaloaka [1.13]
 Troué [1.13]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/01