| Teny iditra | trona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/10/08 |
|