|
|
|
|

Teny iditra -tsaka
Sokajin-teny endritenin' ny hoe saka

Teny iditra tsaka
Sokajin-teny anarana
 Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [1.1]
 Le bruit d'un tranchant coupant quelque chose, d’une pioche pénétrant dans la terre. [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tsaka
Sokajin-teny anarana
 Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [1.1]
  [1.3]

Teny iditra tsaka
Sokajin-teny anarana
  ntsaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/05