| Teny iditra | tsakoina (tsako) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1] | |||||||||
| To be chewed [1.7] | |||||||||
| Qu'on mâche; [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|