| Teny iditra | tsara va | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsara, va | |
| Fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [1.1] | ||
| A greeting: tsara va? are you well? [1.7] | ||
| Salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "Tsara va Tompoko"
[2.508] | |
| Mpanahaka | kaosy | |
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|