| Teny iditra | tsatsaingoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. [1.1] | ||
| Action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | tsatsaingona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/08/31 |
|