|
|
|
|

Teny iditra tselatra
Sokajin-teny anarana
 Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra
Helatra [1.1]
 A flash of lightning, a flash [1.7]
 éclair, étincellement [1.8]
Voambolana 
Ohatra Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra tselatra
Sokajin-teny mpamaritra
 Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [1.1]

Teny iditra Tselatra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
 Pseudonyme de Rajonah [1.59]
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/17