|
|
|
|

Teny iditra tsikafara
Sokajin-teny anarana
 Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
 Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13]
 Cérémonie de voeu exaucé [1.13]
Ohatra Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Teny iditra tsikafara
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Faniriana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/02