| Teny iditra | tsinapaka (tsapaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo [1.1] | |||||||
| Dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatsapaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|