|
|
|
|

Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
 Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
 Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [1.1]
 Un tout petit oiseau [1.54]
Voambolana 
Ohatra Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[2.131]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29