| Teny iditra | tsiofina (tsioka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny toerana itsofan' ny rivotra [1.1] | |||||||||
| Ohatra | dia entina ao an-joronakoho ka tsiofina ao, ary miteny ny andriana manao hoe:
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|