|
|
|
|

Teny iditra tsipiriany (tsipiria)
Sokajin-teny anarana tsipiria sy mpisolo
 Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
 Ordre, gradation [1.3]

Teny iditra tsipiriany (tsipiria)
Sokajin-teny anarana tsipiria sy mpisolo
 Tsoriany na didin-tsavony lavalava [1.1]
 Barre de savon [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17