|
|
|
|

Teny iditra tsipy
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Tambahoaka] fafy, famafasana [1.78]

Teny iditra tsipy
Sokajin-teny anarana
 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
 A throwing [1.2]
 Jet; projeté, projection, projetante [1.13]
 Action de jeter, de lancer [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
2Tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07