|
|
|
|

Teny iditra tsiro
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [1.1]
 Taste [1.7]
 Goût [1.8]
Voambolana 
Ohatra Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [2.606]
Sampanteny 

Teny iditra tsiro
Sokajin-teny anarana
  [Merina] (dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur). Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac. Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire : odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15