|
|
|
|

Teny iditra tsitoavina
Sokajin-teny anarana
 Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Voambolana 
Ohatra Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31