| Teny iditra | tsoa-tokana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsoaka, tokana | |
| Tsotra lava tsy misy famavany [1.1] | ||
| Ohatra | Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15 |
|