|
|
|
|

Teny iditra tsojay
Sokajin-teny anarana
 Filam-baniny amin-javatra kely tsy misy antony akory. [1.1]
 Filam-baniny amin-javatra tsy toy inona akory: Ny tsojainy fanaony no ihatahan' ny olona aminy [1.65]
 Sévérité pour un petit manquement, pour un petit retard [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/11