|
|
|
|

Teny iditra tsoka
Sokajin-teny anarana
 Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1]

Teny iditra tsoka
Sokajin-teny anarana
 Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1]
 Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13]
 Moelle [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11