| Teny iditra | tsy an-kiato (tsy, an-kiato) | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: misesy | |
| Ohatra | Tsisy afaka nanakana ny fampahantrana tsy an-kiato ny vahoaka manontolo ireo mpitondra ireo, midika izany fa ilaina ny miala amin’ny lalana masaka.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/10 |
|