| Teny iditra | tsy fahita firy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, fahita, firy | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mahalana | |
| Ohatra | Tany fotsy no niarahana nividy an-kitapo ka fiara avy any no nanatitra azy ireo teo an-tanàna, nitabatabbàna sy nampihotakotaka aoka izany, moa va tsy lanonana iray goavana tsy fahita firy.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |
|